1 line
408 B
Plaintext
1 line
408 B
Plaintext
\v 14 Dra tamy fotoa nidiran'i Abrahama tao Egypta, dra hitan'ereo Egyptiana fa ampela tena soa tarehy vatany Saray. \v 15 Hitan'ereo tandapan'i Farao izy ,dra nidera anazy tany amin'i Farao, dra nala ho agny an0tokantragnon'i Farao rapela.\v 16 Dra nampiadagnin'i Farao i Abrahama noho gny amin-dravehivavy, ka nagnome anazy agn'ondry, ampondra lahy, mpanompo-dahy, mpanompo vavy, ampondra vavy, dra rameva. |