txy_gen_text_udb/12/10.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 10 Nisy mosary tao aminigny tany, ka nizoso tagny Egypta Abrahama ba hitoesy, fa nahery gny mosary tao amy tany. \v 11 Raha nadiva hilisy an'i Egypta izy, dra nizaka tamin'i Saray valiny ho:''Indro, fatako fa tena ampela soa tarehy ianao. \v 12 Raha hitan'ereo Egyptiana ianao dra hizaka izy reo ho:'Itihoky valiny,'dra hizaka ho vonon'ereo zaho, kanefa ianao ho hazonin'ereo ho velo.\v 13 Zakao ho anabaviko ianao, ba sy hampagnino anahy noho ianao, dra ba ho voatalily gny vatako noho ianao.''