1 line
434 B
Plaintext
1 line
434 B
Plaintext
\v 1Dra Yaveh nizaka tamin'i Noa ho:'' Midera ao minigny sambo-fiara hanao sy gny ankohona, satria hanao gny olo hitako fa marina eo agnatrehako amin'ity taranaky ity. \v 2Gny amigny biby malio aby dra handesanao fito lahy sy fito vavy. dra gny amin'ereo biby sy malio, dra mangalaky ro isany aby lahy sy vavy. \v 3Gny amereo vorony habakabaky koa, dra mangalaky fito lahy sy fito vavy, ho fitadrovana gny taranany etiky amboninitany. |