1 line
353 B
Plaintext
1 line
353 B
Plaintext
\v 10 Ho Abimeleka tamin'i abrahama ho:''Ino gny nanosiky anao hanao zao raha zao?''\v 11 Abrahama nizaka ho:''Satria nieriserisy zaho ho:'Azo antoky fa sy misy tahosy an'Agnahary amin'itiho toera itiho, dra hamono anahy izy reo noho gny aminigny valiko.'\v 12 Dra anabaviko vatany izy, zanakapelany rako, fa sy zanakapelany reniko; dra lasa valiko izy. |