1 line
505 B
Plaintext
1 line
505 B
Plaintext
\v 12Nandeha draiky ireo agnodry aman'osy draiky tagny Sekema ireo rahalahiny. \v 13Hoy Israely tamin'i Josefa ho: '' Moa sy lasa nidigny ireo agnodry aman'osy agny Sekema se ireo rahalahinao? avia, fa hirahiko ho agny amin'izy ireo hanao.'' Hoy Josefa taminazy ho: '' Vnona zaho.'' \v 14Hoy izy taminazy ho: ''Mandehana, ndeha zahao raha Salama ireo rahalahinao vo ireo agnodry aman'osy dra teterao atiky aminahy.'' Dra naboakin'i Jakoba nihoasy gny lohasahan'i Hebrona izy, dra Josefa nagnagny Sekema |