1 line
312 B
Plaintext
1 line
312 B
Plaintext
\v 23Fa niposaky tamigny tany gny masoandro nony avy tao Zoara i Lota. \v 24Dra nandasaky solifara vo afo avy tagny an-dagnisy tamin'i Sodoma vo Gomora i Yaveh. \v 25Nitorotorony ireo tanana ireo, vo gny lemaky rehetra, vo ireo ponina rehetra tao amin'ireo tanana, dra ireo zava-m,aniry izay nisiry tamigny tany. |