txy_gen_text_udb/14/10.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 10 Dra gny lohasahan'i Sidima dra feno lavaky misy diti-tany, dra raha nandosy gny mpazakan'i Sodoma vo gny mpazakan'i Gomora, dra nilasaky tao izy reo. Dra reo ze tavela dra nandososy tagny amin'ereo tendrombohisy.\v 11 Ka nalanigny fahavalo reo haren'i Sodoma vo Gomora aby vo reo tahiry aby, dra lasa nandeha taminigny lalan'ereo.\v 12 Dra raha nandeha izy reo, dra nandesiny ko i Lota, zana-drahalahin'i Abrahama taminigny fanagnany aby.