txy_gen_text_udb/12/04.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 4 Dra nandeha Abrahama, araky ze nizakan'i Yaveh hataony , dra nagnaraky anazy koa i Lota. Dimy amby fitopolo tao i Abrahama raha nagnenga an'i Harana. \v 5 Abrahama ninday an'i Saray, valiny, Lota, Zana-drahalahiny, reo fanagna iaby ze voatahirin'ereo, vo reo vahoaky ze azon'ereo tao Harana.Niala ho agny amy tany Kanana izy reo, ka avy tao aminigny tany Kanana.