txy_gen_text_udb/10/21.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 21Niteraky zaza lahy avo koa i Sema, ilay zokn'i Jafeta lahimatoa. Razamben'izy olo aby avy ao Ebera avo koa i Sema. \v 22Ireo zanaky lahin'i Sema dra i Elama, Asyra, Arpaksada, Loda dra Arama. \v 23Oreo zanaky lahin'i Arama dra i Oza, Hola, Gatera dra Masy.