\v 28 Tafarany safo-drano, dra niay dimapolo amby telozato taona i Noa.''\v 29 Gny fotoa niagnan'i Noa dra dimapolo amby sivazato taona, dra maty izy laha teo.