1 line
494 B
Plaintext
1 line
494 B
Plaintext
\v 20 Dra nifilin'i Josefa hi an'i Farao gny tanin'i Egypta manotolo, satria nivarosy gny taniny avo koa gny Egyptiana aby fa nmeva tokoa gny mosary.Taminign'izay dra lasan'i Farao gny tany.\v 21 Raha gny amy vahoaky, dra nataony andevo tany amy sisin-tanin'i Egypta raiky ka hatragny aminigny hafa izy reo.\v 22 Gny tanigny mpisoro gny hany sy nivilin'i Josefa, satria nomena tpmbony reo mpisoro. Nihina taminigny azara nomen'i Farao anazy izy reo. Noho zay dra sy novarosy gny taniny izy reo. |