txy_gen_text_udb/36/06.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 6 Nalan'i Esao reo valiny , reo zanadahiny , reo zanakapelany, vo reo pikamba aby ao aminigny ankohonany, reo biby fiteza -reo bibiny aby , vo reo fanagnany aby, ze nangoniny tany amy tany Kanana, ka lasa nangnagny amy tany zay lavisy an'i Jakoba rahalahiny. \v 7 Nanao ze izy satria maro loasy reo fanagnan'ereo raha hiara-hony . Gny tany ze fa nagnoregnan'ereo fonena dra sy nahazaka anazy reo noho reo biby fiteza anareo avo. \v 8 Noho zay Esao, zay fatasy avi koa aminigny ho Edoma, dra nonina tagny an-tendrombohitr'i Seira.