\v 16 Raha niay efasy amby telopolo tao i Hebera, dra niteraky an'i Pelega. \v 17 Mbo niay 430 tao i Hebera tafaranigny niterahany an'i Pelega. Niteraky zanadahy vo zanakapela hafa avo koa izy.