txy_gen_text_udb/23/10.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 10 Dra Efrona nipetraky teo amin'ereo zanadahin'i Heta, dra Efrona gny Hetita namaly an'i Abrahama mbo ho ren'ereo zanadahin'i Heta , vo reo aby zay avy teo amign'ny vavahadign'ny tanany, nanao ho: \v 11'' Haha, ry tompoko, tenoy zaho. Nagnome saha anao zaho, vo gny lava-bato zay ao amin'izay. Nomeko ho anao teo anatrehan'ereo zanadahign'ny oloko zay. Omeo anao zay mba handevagnanao gny faty zay .''