txy_gen_text_udb/21/05.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 5Zato tao Abrahama raha niteraky an'Isaka zanany. \v 6hoy saraha ho:'' Fa napihomehezin'i Zagnahary zaho; gny olo naby mahare anahy dra miaraky mihomehy aminahy.'' \v 7Hoizy koa ho: '' Iza moa gny afaky nizaka tamin'i Abrahama fa hiteza zaza saraha, kazo niteraka zanadahy hognanazy tamigny fahaterany zaho!''