1 line
278 B
Plaintext
1 line
278 B
Plaintext
\v 24 Raha niay sivy amby ropolo taona i Nahora, dra niteraky an'i Tera. \v 25 Mbo niay 119 taona i Nahora tafarany gny niterahany an'i Tera. Niteraky zanadahiny vo zanakapelany hafa avo koa izy. \v 26 Raha niay fitopolo taona i Tera, dra niteraky an'i Abrama, Nahira vo Harana. |