1 line
345 B
Plaintext
1 line
345 B
Plaintext
\v 25 Dra niara-nandry taminigny valiny draiky Adama, ka niteraky zazalahy hafa izy. Nitoka gny agnarany hoSeta izy dra nizaka ho:''Nomen'Agnahary zanaky hafa ho solon'i Abela zaho, satria novonon'i Kaina izy. \v 26 Niteraky zazalahy i Seta dra nataony ho Enosy gny agnarany. Taminigny fotoa zay dra nanomboky nitoka gny agnaran'i Yaveh gny olo. |