1 line
212 B
Plaintext
1 line
212 B
Plaintext
\v 1 Niay fito amby ropolo amby zato taona i saraha. Zay gny taona niaignan'i Saraha.\v 2 Saraha dra maty rao Kiriata Arba, zay ho, Hebrona, tao amy tany Kanana. Nandala sady dra nitomagny an'i Saraha i Abrahama. |