1 line
420 B
Plaintext
1 line
420 B
Plaintext
\v 41 Nankahala an'i Jokoba an'i Jakoba i Esao noho so-drano ze nomeny rany anazy. Nizaka tao am-pony Esao ho:''Magneky reo andro findala gny rako; tafarany dra ho vonoko jakoba rahalahiko.''\v 42 Reo zakan'i Esao zanany lahimatoa dra nitatarany tagny amin'i Rebeka.Koa nandeha dra nampitoka an'i Jakoba zanany faralahy izy dra nizaka taminazy ho:''Indro, Esao rahalahinao dra mampiono gny vatany amy fikasa hamono anao. |