txy_gen_text_udb/18/11.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 11Dra fa atisy Abrahama vo Saraha, nandroso tao tokoa, dra fa nihoasy gny taona izay hahafahan'ny vehivavy ninday anaky i Saraha. \v 12Dra nihomehy gny vatany Saraha, nanao tamigny vatany ho: ''Gny sy misy taliavy anahy dra gny tompoko fa atisy, hana izay fahafinaretana izay se zaho ankehitriny?''