|
\v 9Nizaka taminazy ireo ho: ''Eza i Saraha valinao?'' Namaly izy ho: ''Ao agnaty lai ao.'' \v 10Hoy izy ho: ''Hihery atiky aminao tokoa zaho amigny lahatao, dra ingo, hanazanaky lelahy i Saraha valinao.'' Niteno teo atokovatrangaran'ny lay, izay tao afarany i Saraha. |