\v 15 Niteraky gny zanadahin'i Abrama i Hagara, dra nomen'i Abrama agnarany ho Ismaela gny zanany, ze naterak'i Hagara. \v 16 Enina amby valopolo tao i Abrama taminigny niterahan'i Hagara an'Ismaela ho zanany.