\v 9 Gny azelin'i Yaveh nizaka taminazy ho: ''Miharegna agny amy tompoa vavinao, dra mihareta aminigny fahefany. ''\v 10 Dra ho gny azelin'i Yaveh taminazy ho:''Hampitombo isa gny taranakao vatany zaho, hany ka sy ho tambo isa izy reo .''