1 line
431 B
Plaintext
1 line
431 B
Plaintext
\v 5 Dra ho Saray tamin'i Abrama ho: ''Noho gny aminao avo zao rasy mihasy aminahy zao. Nomeko ho eo an-tratranao gny mpanompo vaviko, dra raha hitany fa nibevoka izy, dra namavony teo amasony zaho. Ao Yaveh gny hisara anahy vo ianao.''\v 6 Fa ho Abrama tamin'i Saray ho:''Indro, eo amy fahefanao gny mpanompo apelanao, atovy amigny ze dinihondrareo ho mety indrindra.'' dra nanao fitodra fatrasy tamin'i Saray, ka nandososy anazy. |