1 line
386 B
Plaintext
1 line
386 B
Plaintext
\v 25 Nitaray tamin'i Abrameleka avo koa Abrahama mahakasiky gny lavaky fasaka nalany mpanompon'i Abimeleka an-keriny taminazy.\v 26 Ho Abimeleka ho:''Sy fatako zay nanaoze raha zay. Synizaka mialoha zay taminahy ianao; sy mbo nahare momba anizay zaho raha sy andrany.''\v 27 Noho zay Abrahama dra nangalaky agn'ondry vo agn'omby dra nomeny an'i Abimeleka, dra nanao faneke izy ro lahy. |