1 line
423 B
Plaintext
1 line
423 B
Plaintext
\v 22 Dra taminigny fotoa zay Abimeleka vo Pikola lahibegn'ny tafiny niresaky tamin'i Abrahama dra nizaka ho:''Zagnahary dra momba anao amizay aby ataonao. \v 23 amizao noho zay miania aminahy eto anatrehan'Agnahary fa sy hanao rasy aminahy ianao, na gny zanako, na gny taranako ianao. Asehoy anahy vo amitiho tany zay nitoeranao itiho gny fahatokisam-paneke zay nasehoko taminao.'' \v 24 Ho Abrahama ho:'' Miniania zaho.'' |