1 line
459 B
Plaintext
1 line
459 B
Plaintext
\v 28 Niso-drano anazy reo Zagnahry ka nizaka taminazy reo ho: '' Miteraha maro, dra mihamaroa. Mamenoa gny tany, dra hazakao zay. Mana fazaka eo amin'ereo hazan-dranomasy, eo amin'ereo vorogn'ny lagnisy, dra eo amin'ereo raha-manan'ay aby zay mihesiky egny agnabogn'ny tany.''\v 29 Ho Zagnahary ho:'' Indro, fa nomeko andrareo gny raha-meso aby mamoa tegnany zay eto agnabognin'ny tany aby,dra gny hazo aby zay mamokasy voa ao aminazy. Ho fiinanandrareo reo. |