1 line
347 B
Plaintext
1 line
347 B
Plaintext
\v 6 Hoy Zagnahary ho: ''Aoka hisy habakabaka eo agnelagnelan'ny rano, dra aoka izay hagnasaraky gny rano amigny rano.'' \v 7 Zagnahary nanao gny habakabaka vo nagnasaraky gny rano izay tao ambanin'ilay habakabaka tamin'ny rano izay teo amgnabon'ilay habakabaka. Dra nisy izay.\v 8Dra habakabaky. Dra nisy hariva vo maraina izay, gny andro faharo. |