2021-04-23 14:13:38 +02:00

1 line
397 B
Plaintext

\v 41 Na ombia na ombia niterahanigny agn'ondry matazaky tao amy biby fiteza, dra nampandrian'i Jakoba teo aminigny tavy fisotro teo anoloanigny mason'ereo biby fiteza reo tapa-kazo, ba hafahan'ereo miteraky eo amin'ereo tapa-kazo. \v 42 Fa raha avy reo biby osa tamin'ereo biby fiteza, dra sy nametraky reo tapa-kapa teo anoloan'ereo izy. Koa an'i Labana reo biby osa, dra an'i Jakoba gny mahery.