2021-04-21 07:50:02 +02:00

1 line
307 B
Plaintext

\v 2 Dra niseho taminazy Yaveh dra nizaka ho:''Ka mizoso agny Egypta iaanao; mitoera amy tany ze zakako anao.\v 3 Mizanogna amin'io tany io, homba vo hitahy anao zaho; fa ho anao vo ho an'ereo taranakao, gny hagnomezako reo tany aby reo, dra ho taterahiko gny fianiana zay nianianako tamin'i Abrahama ranao.