1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 17 Dra raha nihery bak'ao nandresy an'i Kedorlaomera vo rep mpazaka niaraky taminazy i Abrama, dra niboaky ba hihao amianzy tao an-dohasaha Save gny mpazakan'i Sodoma ( Nitoka avo koa ho: lohasahanigny mpazaka).\v 18 Ninday mofo vo divay i Melkizedeka, mpazakan'i Salema. Mpisoron'Agnahary Avo Indrindra izy. |