1 line
483 B
Plaintext
1 line
483 B
Plaintext
\v 7 Avy eo dra nihery izy reo dra avy tagny Ena-mispata ( nitovaviny koa ho; Kadesy), dra nandresy reo fireneny Amalekita, vo reo Amorita ze nonina tany mpazakan'i Sodoma, gny mpazakan'i Gomora, mpazakan'i Adma, mpazakan'i zeboima dra gny mpazakan'i Bela ( Nitoka koa ho: Zoara) dra niboaky dra nioma \v 9 ho aminigny aly hanohera reo Kedorlaomera, mpazakan'i Elama, Tidala, Mpazakan'i Goima, Amrafela, mpazakan'i Sinara, Arioka, mpazakan'i Elasara; mpazaka efasy nanohisy reo dimy. |