1 line
335 B
Plaintext
1 line
335 B
Plaintext
\v 8 Ka naparitak'i Yaveh laha teo hanera gny velaran-tany aby izy re dra napizanognon'ereo gny fanangana gny tana.\v 9 Noho zay, dra natao ho Babela gny agnaran'izay, satria tao gny nagnafangaroan'i Yaveh gny fizakanigny tany raiky manotolo dra laha tao gny nagnaparitahan'i Yaveh anazy reo tagny ambaliky manera gny velaran-tany aby. |