|
\v 23 Ho Lameka tamin'ereo valiny ho:''Ry Ada vo Zila, mitenoa gny feoko; inadrareo ry valin'i Lameka, tenoy ze zakako, fa namono lelahy raiky zaho noho gny fandratra anahy.\v 24 Raha valia fito heny zay mamono an'i Kaina, dra fito amby fitopolo heny koa gny an'i Lameka.''' |