\v 14Hoy Zagnahary ho: ''Aoka hisy gny mazava eo amigny lagnisy ba hagnasaraky gny andro amigny hariva dra aoka ireo ho tiy gny famatarana, ho an'ny vani-potoana, vo ho an'ireo andro dra ireo taona. \v 15Aoka ireo ho mazava eo amigny lagnisy ba hagnome hazavana agny amigny tany.'' Dra nisy izay.