\v 33 Dra raha mitoka andrareo Farao dra magnontany ho:''Ino gny asandrareo?' \v 34 dra tokony hizaka iandrareo fa :' Reo mpanomponao dra fa mpikarakara biby fiteza hatraminigny fahazazanay dra hatramin'izao, dra zahay vo gny razanay.' atovy ze ba hafahandrareo mony amy tanin'i Gosena, satria fahavetaveta ho agny Egyptiana gny mpiandry agn'ondry aby.''