\v 26 Ho Zagnahary ho; '' Andeha isika hamoro olo amign'ny endrisika tahaky asika. Ao izy reo hazaka eo amin'ereo hazan-dranomasy, eo amin'ereo voro gny lagnisy, eo amin'ereo biby teza, manera gny tany aby, dra eo amin'ereo raha mikisaky zay mandaly egny agnabogn'ny tany.'' \v 27 Zagnahary namoro gny olo araky gny endriny. tamign'ny endriny manoka gny namoroanany anazy. Lahy vo ampela gny namorognany anazy reo.