\v 19 Raha nandavaky tegny an-dohasaha gny mpanompon'Isaka, dra nahita loharano velo tegny izy reo. \v 20 Nifagnkany tamy mpiamby agn'ombin'Isaka reo mpiamby agn'omby tao Gerara, dra nizaka ho:''Anay io rano io.''Koa dra nitokavin'Isaka ho ''Eseka'' gny lava-dravo, satria nifagnakany taminazy izy reo.