auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2021-04-19 05:30:41 +02:00 committed by root
parent fc0e743693
commit b9acd7c69c

@ -1 +1 @@
\v 17 Dra ho Izy tamin'i Adama ho:''Satria niteno gny feonigny valinao ianao, dra nihina taminigny hazo, momba ze nandrarako anao, manao ho:'Sy azondrareo hihinana zay,'dra voaozo gny tany noho gny aminao; aminigny alalanigny asa feno fanaitay gny hihinananao aby aminizay amy andro aby hiaignanao.\v 18 Hamokasy silo vo songos
\v 17 Dra ho Izy tamin'i Adama ho:''Satria niteno gny feonigny valinao ianao, dra nihina taminigny hazo, momba ze nandrarako anao, manao ho:'Sy azondrareo hihinana zay,'dra voaozo gny tany noho gny aminao; aminigny alalanigny asa feno fanaitay gny hihinananao aby aminizay amy andro aby hiaignanao.\v 18 Hamokasy silo vo songosongo ho anao zay, dra hihina reo raha-misiriny saha ianao. \v 19 Aminigny hasembohanigny tavanao no hihinananao mofo, mandram-piverinao amy tany, fa