auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2021-04-18 06:51:14 +02:00 committed by root
parent 0f1ea10a96
commit 530b4236ed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Nomen'ereo mpanompo an'i Josefa gny azarany vo gny azaran'ereo rahalahiny. Niara-nihina taminazy reo Egyptiana tao satria gny Egyptiana sy mahazo mihina mofo miaraky amin'i Hebreo, satria raha mapa \v 32 Nomen'ereo mpanompo an'i Josefa gny azarany vo gny azaran'ereo rahalahiny. Niara-nihina taminazy reo Egyptiana tao satria gny Egyptiana sy mahazo mihina mofo miaraky amin'i Hebreo, satria raha mapangelakelaky eo amin'ereo Egyptiana zay.\v 33 Nipetraky teo anolony reo rahalahiny , gny lahimatoa araky gny fizokiany, dra gny zainy farany araky gny hatanirany. Talazo izy reo lelahy. \v 34 Nomen'i Josef