auto save
This commit is contained in:
parent
01fdfc04a1
commit
4f9d491a34
@ -1 +1 @@
|
||||
\v 20 Dra taminigny andro fahatelo gny fisingeragnanigny andro nahaterahan'i Farao. Nanao lolo ho agny mpanompony aby izy.''Nasandrany'' gny lohanigny lahibenigny mpanday kapoaky vo gny lohanigny lahibe mpanao mofo, teo amin'ereo mpanompony . \v 21 Nihery taminigny andraikiny gny lahibebigny mpanday kapoaky, dra nametraky gny kapoaky teo an-tagnan'i Farao draiky izy. \v 22 Fa nahatony koa gny lahibenigny mpanao mofo, arak'izay nizakan'i Josefa tamin'ereo.\v 23 Kanefa sy bo nahasiaro an'i Josefa gny lahibenigny mpanday kapoaky, fa alignony avo
|
||||
\v 20 Dra taminigny andro fahatelo gny fisingeragnanigny andro nahaterahan'i Farao. Nanao lolo ho agny mpanompony aby izy.''Nasandrany'' gny lohanigny lahibenigny mpanday kapoaky vo gny lohanigny lahibe mpanao mofo, teo amin'ereo mpanompony . \v 21 Nihery taminigny andraikiny gny lahibebigny mpanday kapoaky, dra nametraky gny kapoaky teo an-tagnan'i Farao draiky izy. \v 22 Fa nahatony koa gny lahibenigny mpanao mofo, arak'izay nizakan'i Josefa tamin'ereo.\v 23 Kanefa sy bo nahasiaro an'i Josefa gny lahibenigny mpanday kapoaky, fa alignony avo gny momba anazy.
|
File diff suppressed because one or more lines are too long
Loading…
x
Reference in New Issue
Block a user