auto save
This commit is contained in:
parent
08e8ded809
commit
020b5f9cdb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Ho Zagnahary tamin'i Jakoba ho: '' Misangana , mandeha miakasy agny Betela dra mipetraha agny. Magnamboara alitara agny ho an'Agnahary, ze niseho taminao fony ianao nandositry an'i Esao rahalahinao. ''\v 2 Dra Jakoba nizaka taminigny ankohonany vo reo
|
||||
\v 1 Ho Zagnahary tamin'i Jakoba ho: '' Misangana , mandeha miakasy agny Betela dra mipetraha agny. Magnamboara alitara agny ho an'Agnahary, ze niseho taminao fony ianao nandositry an'i Esao rahalahinao. ''\v 2 Dra Jakoba nizaka taminigny ankohonany vo reo avy niaraky taminazy ho: ''Angao reo Zagnahary hafa zay eo amindrareo, liovy gny vatandrareo, dra soloy gny fitafiandrareo. \v 3 Andao isika hagnenga ho agny Betela. Hagnamboasy alitara agny zaho hi an'Agnahary
|
Loading…
Reference in New Issue