2021-04-15 09:46:38 +00:00
|
|
|
\v 19 Tao afarany , dra nandevy an'i Saraha valiny tao amy lava-bato gny sahan'i Makpela i Abrahama, zay mariny Mamre, midika ho, Hebrona, tao amy tany Kanana. \v 20 No zay gny saha vo gny lava-bato ao zay dra lasa fanagann'i Abrahama ho toeram-pandevegna, zay dra laha tagny min'ereo zanadahin'i Heta.
|