txy_gen_text_udb/47/05.txt

1 line
302 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-18 04:51:14 +00:00
\v 5 Dra niresaky tamin'i Josefa i Farao nanao ho :''Avy teto aminao gny ranao vo gny rahalahinao. \v 6 Eo anoloanao gny tany Egypta. Apetoero ao amy farisy soa indrindra gny ranao vo reo rahalahinao, dra gny tanin'i Gosena. Raha mahafatasy olo mahay amin'ereo ianao,dra talilio gny biby fiteza reo.''