\v 30 Ho Jakoba tamin'i Simeona vo Levy ho:''Ninday ola ho anahy iandrareo, na hamembony anahy teo amin'ereo mponiny tany, reo Kananita vo reo Pirizita. Visy an'isa zaho. Raha miara-mihoko hanohisy anahy vo hamely anahy izy reo, dra ho resy zaho, zaho vo gny ankohonako.''\v 31 Fa Simeona vo levy nanao ho:''Tokony hinday gny anabavinay tahaky gny ampela janga seky i Sekema?''