txy_gen_text_udb/36/37.txt

1 line
340 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-17 03:03:53 +00:00
\v 37 Raha maty Samla, dra nandimby gny toerany i Saoly avy agny Rehobota zay eo mariny ony. \v 38 Raha maty Saoly, dra namdimby gny toerany i Bala-hanana gny zanadahin'i Akbora. \v 39 Raha maty Bela- Hanana gny zanadahin'i Akbora, dra nandimby gny toerany i Hadara. Pao gny agnarany tanany. Gny agnarany Matreda, zay zafikelin'i Me-zahaba.