txy_gen_text_udb/49/28.txt

1 line
547 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-17 08:46:00 +00:00
\v 28 Reo gny foko ro ambiny folon'i Israely. Zay gny nizakany rany tamin'ereo raha nison-drano anazy reo izy. Gny kirairaiky avy dra nosofy rano taminigny fisofan-drano mifagnaraky aby. \v 29 Dra nandidy anazy reo izy dra nanao tamin'ereo ho:''fa andeha agny aminigny vahoakako zaho. Alevegno miaraky amin'ereo razam-beko ao andolo ze ao aminigny sahan'i Efrona Hetita zaho, \v 30 ao aminigny lolo ze ao aminigny sahan'i Makpela, ze mariny Mamre ao amy tany Kanana, gny saha zay novilian'i abrahama ho toera fandevagna tagny amin'i Efrona Hetita.