\v 8 Ka ho Abrama tamin'i Lota ho:''Ao sy hisy fifandira aminahy vo eo aminao, dra eo amin'ereo mpiamby agn'ondrinao vo reo mpiamby agn'ondriko; sady mpianakavy rahateo isika. \v 9 Sy eo anoloanao seky gny tany raiky manotolo? Mandehana sy am-pihamb