2021-04-23 12:05:57 +00:00
|
|
|
\v 16 Laha tagny agnahisy Jakoba tamy hariva. Niboaky Lea ba hihaona taminazy dra nizaka ho:''Sy maisy miara-mandry aminahy ianao raha hariva, fa nofaiko tamin'ereo dodaimanigny zanadahiko ianao. Dra niaraky nadry tamin'i Jakoba Lea tamy hariva. \v 17 Niteno an'i Lea Zagnahary, dra nibevoka vo niteraky zanadahy fahadimy ho an'i Jakoba izy. \v 18 Ho Lea ho:''Nomen'Agnahary anahy gny karamako, satria nagnome gny mpanompo vaviko ho agny valiko zaho.''Nitokaviny ho Isakara gny agnarany.
|