txy_gen_text_udb/04/20.txt

1 line
282 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-19 03:30:41 +00:00
\v 20 Ada niteraky an'i Jabala. Ran'ereo mpitoesy an-day ze mana biby fiteza izy. \v 21 Jobala gny agnarany rahalahiny. Ran'ereo mpitendry lokanga vo mpisoky sodina izy. \v 22 Dra Zila koa, niteraky an'i Tobala Kaina, mpanefy fitova varahina vo vy. Nama gny anabavin'i Tobala Kaina.